• Ny Mpitandrina RAHARIJAONA Marie Angèle no mitondra ny Teny.
• Mitohy eto amin'ny 37 rue Tournefort ny fotoam-pivavahana mandritry ny volana jolay. Ary hatao amin'ny alalan'ny zoom kosa mandritra ny volana aôut.
• Mitohy ny alim-bavaka isaky ny alatsinainy, amin'ny 8 ora alina, amin'ny alalan'ny zoom.
• Mitohy ihany koa ny fiofanana KNPL isaky ny alarobia, amin'ny 8 ora alina, amin'ny alalan'ny zoom ihany koa.
• 14/07/26: journée récreative STK Fafats, izay hatao any amin'ny Parc De Seaux, manomboka amin'ny 10 ora maraina. Mitondra ny entrée ny STK Arago.
• 19/07/26: aorian'ny fanompoam-pivavahana, dia manasa antsika rehetra ny STK Arago, amin'ny fihaonana izay hataon'izy ireo, ao amin'ny Parc De Seaux ihany koa. Hisy ny fotoana ara-tsoratra masina, fifanankalozana sy lalao aram-pifalifaliana ary ny AG STK. Haparitaka amin'ny groupe whatsapp ny tableau misy ny anjara-asa, hataon'ny tsirairay amin'ny sakafo.
Avy any ivelany:
• 16/05/26: CU, manomboka amin' ny 4 ora tolakandro any amin'ny Espace Pièrre Bachelet Dammarie-Les-Lys 77190. Hisy ny varotra sakafo ary fahatsiarovana isankarazany.
• 17/05/26: Ny fanompoam-pivavahana amin'io alahady io, eto anivon' ny Fafats dia hatao any amin' ny salle annexe
-10/04/26: fiaraha-mivavaka FFKM, itondrana am-bavaka ireo tra-boina any an-tanindrazana. Izany dia manomboka amin'ny 19h15 ka hatramin'ny 20h45, any amin'ny Eglise de la Rédamption 16 rue Chauchat 9ème Paris.
30/03/26: mifarana ny fisoratana anarana amin' ny CU.
Ny famerenan-kira dia hatao any amin' ny église St Fiacre Massy Palaiseau amin'ny 11 avril 2026, ary ny 25 avril 2026, any Meudon. Entanina ny amin'izany ny Sampana AMF
28/02/26: Repenser la FPMA. Anisany hodinihina amin'izany ny hananana "Mpitandrina " "maty hanina" ato amin'ny FPMA.