Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana antsika ny niantsoan' Andriamanitra ny malalany RAZANADRAKOTO Irène ny Alahady 02 Novambra 2025 hody any aminy rehefa nivahiny 41 taona teto an_tany.
Hoy ny mpiray tampo aminy :
Ny rahavaviny RAJOELISON HANITRA vadin'i Andry
Ny zanany RAJAONA Irenah (STK )
Ny fandevenana dia hatao any an-tanindrazana ny Zoma 7 Desambra 2025.
Ny famangian'ny fiangonana dia ho tanterahina rehefa tafaverina ny fianakaviana.
Mitrotro am_bavaka sy mirary fiononana ho an'ny fianakaviana isika.