- Ny fankalazana ny faha 20 taonan'ny fiangonana dia ho tanterahina ny 25 octobre ho avy izao ao amin'ny 47 Rue Dulong Paris miantomboka amin'ny 12h30
Ny fandraisana anjara dia 25€ ho an'ny lehibe sy 12€ ho an'ny ankizy (latsakin'ny 10 taona)
Ny hanafana ny fotoana dia isika zanaky ny fiangonana sy ny Groupe Ny Mino
Hitantsika eo amin'ny flyers izay ampitaina eto moa ny andinindinin'ireo
Efa natomboka nozaraina tamin'ny mpiangona ny billets sy ny flyers koa manentana antsika samy hanaparitaka sy hivarotra an'izany
Ho tohizana amin'ny alahady ho avy rehetra moa ny fizarana an'izany ho an'izay mbola tsy nandray
Ny fikarakarana rehetra ( sakafo ,barquettes , ny salle .....) dia anasana antsika hiara-hifarimbona ary mbola hisy moa ny fotoana hivoriantsika miaraka ho fizarana ny andraikitra rehetra