Momba ny fetim-bokatra
- 30/10/26: Fivorian’ny Komity ho fanomanana ny famaranam-bokatra (Zoom)
- 22/11/26: famaranam-bokatra. Eto no arotsaka ny valopy natokana ho an’izany ho an’ireo mbola tsy nandrotsaka. Hisy fiaraha misakafo aorian’ny fotoana.Ny fandraisana anjara dia 25 eur ho an’ny lehibe ary 10 eur ny ankizy.
Mitohy hatrany ny :
- Alim-bavaka/étude biblique isaky ny alatsinainy hariva amin'ny 8 ora alina, amin'ny zoom.
- Ny fampianarana KNPL, isaky ny alarobia amin'ny 8 ora alina, amin'ny zoom FPMA. https://formation-hebdo.fpma.church
- Alimbavaka ho an,ny marary rehetra,isaky ny talata 21h amin’ny alalan,ny zoom FPMA. Antsoina manokana ireo manana ministère de la parole.
- Ny alatsinainy ka hatramin’ny zoma, 12h-12h30: fotoam-bavakaisan’andro amin,ny alalan,ny zoom FPMA. Ny sujets de prière dia alefa amin,ny alalan,ny application FPMA. https://zoom.fpma.church Pass code : 433005
Ny fotoam-bavaka ny alahady 01 Novembre dia eny amin’ny maison fraternelle – 37 Rue Tournefort.
Avy any ivelany:
• 07/11/26: Concert faha folo taona ny SZM FAFATS. Amin’ny 15h ny fotoana ao amin’ny 44 Boulevard des Batignoles, 75017 Paris.