Filazan-draharaha eto anivon’ny fiangonana ny Alahady 11/10/2026
Momba ny fetim-bokatra, volana oktobra.
Ny sampana velona eto anivon’ny fiangonana no mitarika ny fotoampivavahana ka noho izany :
- 18/10/26: ny SLK sy AMF no mitarika
- 25/10/26: ny STK no mitarika
- 22/11/26: famaranam-bokatra. Fotoana mbola ahafahana mandrotsaka ny valopim-bokatra ho an’ireo izay maniry hanantanteraka izany. Hisy fiaraha misakafo aorian’ny fotoana. Ny fandraisana anjara dia 25€ ho an’ny lehibe ary 10€ ny ankizy.
-17/10/2026 : Répétition générale ny Stk : 3 Rue de la Grande Ceinture - 94370 Sucy en Brie. Amin’ny 15h-19h
-24/10/26: Hetsika levé de fond STK – comédie musicale ao amin’ny Maison fraternelle (37 Rue Tournefort Paris 75005).
Alim-bavaka sy fampianarana (zoom)
>Etudes biblique isaky ny alatsinainy hariva amin'ny 8 ora alina :
Numero antsoina: 0186995831
ID réunion: 859 0724 8864
Code secret: 520639
>Alim-bavaka natokana ho an’ny marary rehetra isaky ny talata hariva amin’ny 9 ora alina (zoom Fpma)
>Fampianarana KNPL, isaky ny alarobia amin’ny 8 ora alina : https://formation-hebdo.fpma.church
>Fotoam-bavaka isan’andro, ny alatsinainy hatramin’ny zoma amin’ny 12h-12h30 : https://zoom.fpma.church Passcode : 433005
Famangiana terabao :
> Roméo Andrianjatovo zanak’i Jonathan sy Brenda Andrianjatovo
> Avana Randrianarijaona zanak’i Tina sy Veronika Randrianarijaona
Filazana terabao :
> Rajoharison Tifen Irintsoa zanak’i Tantely sy Rojo, teraka ny 6 oktobra 2026.
Avy any ivelany:
• 18/10/26: Zaikabe SVKI sy SLKI, izay hatao any Dijon.
• 24/10/26: Fetim-piangonan’i Yvelines-Fahazavana.
• 24/10/26: Fankalazana ny faha 30 taona ny ministera pastoraly ny Pastera Solo sy ny fianakaviany.