Alahady 22 novembre 2026.
-Famaranam-bokatra, mbola afaka manatanteraka ny fanateram-bokatra ireo mbola tsy nahavita izany.
Misy ny sakafo aram-pirahalahiana aorian'ny fotoana, ka manasa antsika rehetra. Fandraisana anjara:25€ ny an'ny lehibe, 10€ ny an'ny ankizy.
-Alahady 29 novembre, eto amin'ny 37 rue Tournefort ihany ny fotoam-pivavahana, hisy asa fampaherezana.
-Mitohy hatrany ny alim-bavaka, isaky ny alatsinainy, amin'ny alalan'ny zoom, amin'ny 8 ora alina.
-Misy koa ny KT isaky ny alahady hariva, amin'ny 7h30.
-Ny sampana Sekoly Alahady(SA), dia mhanao opération buche de noël, sy pain d'épice, ho fitadiavam-bola amin'ny déplacement manaraka hataon'izy ireo. Afaka atao dieny izao ny famandrihana.
AVY ANY IVELANY.
-Vita ny Sinôda lehibe izay natao ny 12, 14, 15 novembre teo, ka dia isaorana Andriamanitra ny amin'izany. Amin'ny ankapobeny dia saika ny birao teo aloha ihany no nofidian'ny Mpizaika. Holazaina manaraka eto ny tatitra rehetra momba izany.
-Mitohy hatrany ny formation SAP/ KNPL isaky ny alarobia amin'ny 8 ora alina amin'ny alalan'ny zoom.