RASOLONDRAIBE Seth
ANDRIAMAHENINJAFY Radolalao Sahondra
BUREAU 2026-2027
Président : RANDRIANARIJAONA Ndriana
Vice-Président : RANAIVOJAONA Mirija
Trésorière : RAHARIVELO Pascaline
Gestionnaire : RANDRIANARIJAONA Haja
Secrétaire : RAKOTOVAO Herisoa
Secrétaire Adjointe : ANDRIASAMY Gisèle
Conseillère : RAKOTOMALALA Veromanitra
COMITE PAROISSIAL 2026-2027
ANCIENS 2026-2027
RANDIAMANANTENA Olga
ANDRIAMANOHY Alice
DIACRES 2026-2027
Fanekena fito ny Diakona sy Loholona
Eto anatrehan’Andriamanitra sy ny Fiangonana, dia manaiky aho fa :
1. Hazoto hivavaka sy hamaky ary hianatra ny Soratra Masina. Hizara sy hampiasa izany koa amin’ny hafa.
2. Ho naman’ny mpitandrina, ka hiara-miasa aminy amin’ny fahazotoana, eo amin’ny fiandrasana ny ondrin’Andriamanitra sy ny fiarovana ny foto-pinoana FPMA toy ny batisa tokana sy ny fanekempahasoavana.
3. Hitandrina tsara ny filaminan’ny fanompoam-pivavahana eo ampiangonana sady hamonjy ny fivoriana rehetra, araka izay farany azoko atao.
4. Hanaja sy handefitra amin’izay hevitra tapaky ny maro, sady hiaro lalandava ny firaisan’ny Fiangonana tsy ho simba.
5. Hanao izay azoko atao amin’ny fandavorarian’ny fiangonana ny adidiny rehetra ara-bola.
6. Hitaiza ny kristiana hanao ho vaindohan-draharaha ny asa iombonana amin’ny synoda sy ny fampielezana ny filazantsara any ivelany.
7. Hitandrina ny ankohonako hazoto amin’ny fanompoana an’Andriamanitra, mba tsy ho ny tenako ihany no ho marika halain’ny fiangonana tahaka, fa izy ireo koa. Ary ny herin’Andriamantra no iankinako hahatanterahako izany rehetra izany.
ANDRIANJAFIMANANA Nasoloniaina
ANDRIANJATOVO Brenda
ANDRIANJATOVO Jonathan
ANDRIASAMY Gisèle
RAHARINANDRASANA Hortensia
RAHARIVELO Pascaline
RAFIDINARIVO Alexandre
RAJOELISON Andry
RAJOELISON Hanitra
RAKOTOMALALA Eric
RAKOTOMALALA Veromanitra
RAKOTOVAO Herisoa
RANAIVOJAONA Mirija
RANDRIANARIJAONA Haja
RANDRIANARIJAONA Sahondra
RANDRIANARIJAONA Ndriana
RAOLIARISON Solomampionona
RATSARAMIAFARA Rina
RAZAFINDRAKOTO Andrianaivo
SECTIONS 2026-2027
Faneken’ny Filohan’ny Sampana
Eto anatrehan’Andriamanitra sy ny fiangonana dia manaiky aho fa:
1. Hazoto hivavaka, hamaky sy hianatra ary handalina ny Soratra Masina araka izay tratrin’ny heriko ary hitaona sy hamporisika ny ankohonako ary ireo mpikambana iandraiketako mba hanao toy izany koa.
2. Hitaiza sy hanabe ny mpikambana ao amin’ny Sampana ka ho fitaratra (modely) ho azy ireo na amin’ny fiteny na amin’ny asa, na eo an’ivon’ny fiangonana na any amin’ny fiarahamonina.
3. Hazoto hanatrika fiofanana, lasy sy ireo fivoriana aroson’ny Fiangonana ary hanaja izay hevitra tapaka ka hitaona ny mpikambana iandraiketako hanantanteraka ny fanantotosana izany.
4. Ho mpiombona tanteraka amin’ny Komity eo amin’ny fitantanana ny Fiangonana amin’ny maha-mpitondra tenin’ny Sampana ahy eo anivon’ny Komity ary ny maha-mpitondra tenin’ny Kômity ahy eo anivon’ny Sampana.
5. Hitandro sy hiaro toy ny anakandriamaso ny Firaisan’ny fiangonana ary hanefa sy hitaona ny mpikambana hanatanteraka ny adidy rehetra eo amin’ny Fiangonana.
Ny fahasoavan’Andriamanitra no homba ahy (1Kor.15:10 )
SSA
Présidente : RATSARAMIAFARA Malala
Vice-Présidente : RASOLOFOSON Rondro
Trésorière : RAJOHARISON Rojo
Secrétaire : RANDRIANARIJAONA Avinette
STK
Présidente : RAJOELISON Miora
Vice-Présidente : RAJOELISON Finaritra
Secrétaire : RANDRIANARISOA Andréa
Trésorier : RAVELOARISON Manda
Commission Communication : RANDRIANARIJAONA Avinette
Commission Spirituelle : RAKOTOMALALA Henitsoa
Commission ....... : ?
Interface FAfAts : RAKOTOVAO Miangaly
AMF
Présidente : ANDRIASAMY Gisèle
Trésorier : RATSARAMIAFARA Rina
Secrétaire : ANDRIANJAFIMANANA Nasoloniaina
Secrétaire : RANDRIANARIJAONA Hery
SZM
Président : RATSARAMIAFARA Rina
Trésorier : RAFIDINARIVO Alexandre
Secrétaire : RAJOELISON Andry
SVK
Présidente : RAKOTOMALALA Veromanitra
Trésorière : RANDRIANARIJAONA Sahondra Léa
Secrétaire : RAHARINANDRASANA Hortensia
SLK
Président : ANDRIANJAFIMANANA Nasoloniaina
Trésorier : RAOLIARISON Solomampionona
Secrétaire : RAZAFINDRAKOTO Andrianaivo
SFI
Présidente : LEROY Jessie
Vice-Présidente : RANDIAMANANTENA Olga
TENY FISAORANA